plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/04/09.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 9 Momban'ny fifankatiavan'ny mpiralà, tsy mila ô'la afa nareo hanoratra ho anareo, fa nareo tegnanareo de nampianarin'Andriamanitra mba hifankate.\v 10Ataonareo tokô zany, ho an'reo ralà daôly ze eran'i Makedonia. Fa zahay de mananatra anareo, ry ralà, mba hagnano miôtra.\v 11 Magnanatra anareo iany kô zahay mba hanandrana hiaigna am-pilaminana, hisaina ny raranareo manokana, ary hiasa amin'ny tagnanareo, araka ny nandidianay anareo,\v 12mba anagnanareo fitondran-tegna mendrika akeo agnatrehan'reo tsy mino ary tsy hanan-java-mahory.