plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/04/03.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 3 Fa zao no sitrapon'Andriamanitra, de ny hagnamasinana anareo, mba elanareo amin'ny fijangajangana,\v 4ze afantaran'ny tsiraikaraika avy aminareo ny fomba azona ny fanaky ny tegnany akao amin'ny fahamasinana sy voninahitra,\v 5tsy amin'ny filan-dratsy (sala dreo Jentilisa ze tsy mahafantatra an'Andriamanitra). \v 6Ôka tsisy ô'la handika na hanaratsy ny ralà amin'zany. Fa nu Tompo no mamaly amin'regny ra daôly regny, ôtrany nampitandremanay melô sy nijoroanay vavolombela taminareo.