plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/03/08.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 8 Fa am'zao fotoana zao velona zay ra mamagna mafy amin'ny Tompo anareo.\v 9 Fa fisaorana ôtran'ny akôry no azonay amena an'Andriamanitra ny aminareo tamin'ny fifalena daôly ze anagnanay teo agnatrehan'Andriamanitray noho ny aminareo?\v 10 Mivavaka mafy andro aman'alina zahay mba haita ny tavanareo sy hameno ze tsy ampy akao amin'ny finoanareo.