plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/03/06.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 6 Fa tonga taty aminay avy taigny aminareo Timoty, ary nitondra ny vaovao tsaran'ny finoana sy fitiavanareo ho an'nay. Nilaza taminay izy fa anareo de managna fatsiarovana tsara an'nay fogna, ary nareo de magniry mafy ny hahita an'nay ôtran'ny fagnirianay hahita an'nareo.\v 7 Noho izany, ry ralà, zahay de nampaherezinareo noho ny finoana, takao agnatin'ny fanaintaignana sy fahorenay daôly.