plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/03/04.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 4 Marina tokotra rafa niaraka taminareo de nilaza mialô taminareo, fa tsika de tsy maintsy hampahorena, ary nitranga zany araka ny fantatrareo. \v 5 Noho zany antony zany, rafa tsy nadigny an'zany intsony za, de nagniraka mba afantarako ny finonareo. Angamba ny mpiaka fagnahy de efa naka fagnahy an'nareo, ary ho tsisy dikany ny asantsika.