plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/03/01.txt

1 line
559 B
Plaintext

\v 1 Noho zany, rafa tsy afaka niaritra an'zany intsony zahay, de neritreretinay fa tsara ny mijanona aketo Atena.\v 2 Nandefa an'Timoty zahay, ralanay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra akao amin'ny filazantsaran'i Kristy mba hagnamafy sy hankahery momba ny finonareo (Fagnamarihana: Ny dikanteny sasagny hafa talô de mivaky hoe: Nandefa an'Timoty zahay, ralany ary mpanompon'Andriamanitra akeo amin'ny filazantsaran'i Kristy.")\v 3 Nataony zany mba tsy hisy ô'la ho taitra noho reo fahorena reo. Fa ny tegnanareo de mahay fa zany no nanendrena antsika.