plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/02/14.txt

1 line
656 B
Plaintext

\v 14 Satria nareo, ry ralà, de lasa ôtran'reo fiangonan'Andriamanitra akaigny Jodia ze amin'Jesosy Kristy. Fa nareo iany kô de nijaly tamin'reo ra reo iany no ny nataon'reo mpiray tanindrazagna aminareo, ôtran'ny nanjo an'jareo kô no ny nataon'ny Jiosy taminy. Reo Jiosy no namono na an'Jesosy Kristy na reo mpaminagny. \v 15 Reo Jiosy no nandroaka anay. nakasitraka an'Andriamanitra zareo. Fa kosa, zareo de favalon'ôla daôly.\v 16 Zareo de nandraranay tsy hiteny amin'ny Jentilisa mba tsy hamonjena an'izy regny. Vokatr'zany de mameno ny fahotan'ny tegnany mandrakariva zareo. Ny fahatezerana de tsy maintsy tonga akeo amin'jareo amin'ny farany.