plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/02/10.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 10 Nareo no vavolombelogna, ary Andriamanitra iany kô, fa misana, sy marina, ary tsy manan-tsiny ny fitondran-tenanay takeo aminareo zay mino. \v 11Toy zany iany kô de fantatrareo hoe toy ny aona no nataonay taminareo tsirairay toy ny ataon'ny ray amin'ny zanagny nateragny, \v 12negavy sy nankaery ary nandrisika anareo zahay mba handeha amin'ny fomba zay mendrika an'Andriamanitra, zay miantso anareo ho akao amin'ny fanjakany sy ny voninahiny manokagna.