plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/02/07.txt

1 line
683 B
Plaintext

\v 7 Fa kosa, zahay de tsotra takeo aminareo toy ny reny mankahery ny zanay naterany. [Fanamarihana: Reo dikan-teny hafa sasagny de mivaky toy zao: "Fa kosa, zahay de ôtran'ny zazakely takeo aminareo, rafa mankaery ny zanagny nateragny ny reniny."]\v 8De ôtran'zany no nanagnanay fitiavana ho anareo. Faly zahay mizara aminareo, tsy ny filazantsara an'Andriamanitra iany, fa ny fiaignanay manokana iany kô. Satria nareo de lasa malalany tokoa.\v 9Satria tsaroanareo, ry ralà, ny asanay sy ny fisasaranay. Andro aman'aligna no niasanay mba tsy afanay mampitondra mavesatra ny raika aminareo. Nandritra zany fotoagna zany, de nitory ny filazantsaran'Andriamanitra taminareo zahay.