plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/02/05.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 5 Satria tsy de nampiasa navena navena reo teny fandokafana zahay, araka ny fanatatrareo, na kô ho felan-tsigny amin'ny fitsiriritana, satria Andriamanitra no vavolombelonay.\v 6Na kô nikaraka ny voninahitra avy amin'ny ô'la zahay, na kô avy aminareo na avy amin'reo hafa. Zahay de afaka nitaky reo tombotsoa ôtran'reo apostolin'i Kristy.