plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/02/03.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 3 Satria ny fananaranay de tsy avy tamin'ny fahadisoana, na avy tamin'ny fahalotoana, na avy tamin'ny fitaka.\v 4Fa kosa, araka ny fagneken'Andriamanitra anay mba hatokisanay amin'ny filazantsara, no zany de miteny zahay. Miteny zahay, tsy hampifaly ny ô'la, fa hampifaly an'Andriamanitra. Izy le mahalala ny fonay.