plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/02/01.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 1Fa ny tegnanareo de mahafatatra, ry ralà, fa ny fahatongavanay takeo aminareo de tsy fôgna.\v 2Fantatrareo fa talô de nijaly ary nalam-baraka tany Filipy zahay. Zahay de sa takao amin'Andriamanitra hilaza taminareo ny filazantsaran'Andriamanitra takao agnatin'ny fanoerana leila.