plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/01/08.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 8 Fa avy taminareo no nagnenoan'ny tenin'ny Tompo, ary tsy takao Makedonia sy Akaia iany. Fa kosa, teny amin'ny toerana daôly no niparitahan'ny finoanareo an'Andriamanitra. Vokatr'zany, de tsy mila mikoragna ninoninona isika.\v 9Fa zareo iany no ikoragna ze fandraisagna azonay takeo aminareo. Zareo de mikoragna ny fomba nitodenjareo tamin'Andriamanitra ka niala tamin'reo sampy mba hanompo an'Andriamanitra velona sy marina.\v 10Zareo de mitatitra fa nareo de mandigny ny Zanagny avy agny an-danitra, ze natsangany tamin'reo maty. Jesosy zany, ze magnafaka antsika amin'ny fahatezerana ho avy.