plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/01/06.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 6 Nanjary nitovy aminay sy ny Tompo nareo, tamin'ny nandraisanareo ny teny tamin'ny ady sarotra geda sy tamin'ny fifalegna avy amin'ny Fagnahy Masina.\v 7Vokatr'zany, tonga ohatra ho an'ny daôly ze mino akao Makedonia sy Akaia anareo.