plt-x-sihanaka_1th_text_ulb/01/02.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 2 Magnome fisaorana an'Andriamanitra mandrakariva zahay ny aminareo daôly, ka manognona anareo amin'ny vavakay.\v 3Zahay de tsy mijanogna ny mahatsiaro anareo akeo agnatrehan'Andriamanitra Raintsika ny asan'ny fignoanareo, ny asan'ny fitiavanareo, ary fahatokisanareo maharitra ho an'ny oavy akao amin'Jesosy Kristy Tompotsika.