auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-23 09:36:04 -04:00 committed by root
parent ba4cf0d699
commit f1a8cae1d6
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa am'zao fotoana zao velona zay ra mamagna mafy amin'ny Tompo anareo. Fa fisaorana ôtran'ny akôry no azonay amena an'Andriamanitra ny aminareo tamin'ny fifalena daôly ze anagnanay teo agnatrehan'Andriamanitray noho ny aminareo? Mivavaka mafy andro aman'alina zahay mba haita ny tavanareo sy hameno ze tsy ampy akao amin'ny finoanareo.
\v 8 \v 9 \v 10 Fa am'zao fotoana zao velona zay ra mamagna mafy amin'ny Tompo anareo. Fa fisaorana ôtran'ny akôry no azonay amena an'Andriamanitra ny aminareo tamin'ny fifalena daôly ze anagnanay teo agnatrehan'Andriamanitray noho ny aminareo? Mivavaka mafy andro aman'alina zahay mba haita ny tavanareo sy hameno ze tsy ampy akao amin'ny finoanareo.

View File

@ -1 +1 @@
Andriamanitra Raintsika tegnany, ary Jesosy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalanay ho aminareo. Ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa sy ny ôla daôly, ôtran'ny ataonay aminarzeo
Andriamanitra Raintsika tegnany, ary Jesosy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalanay ho aminareo. Ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa sy ny ôla daôly, ôtran'ny ataonay aminareo koa. Izy anie