auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-23 02:26:51 -04:00 committed by root
parent 1aaaf78a02
commit dd5bae988d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 \v 10 \v 11 Fa ra mbôla amin'ny andro tsika, de tsy maintsy mahonontegna tsika ary mitafy ny finona sy fitiavana ho ferovan-tratra, ary ny antoky ny fagnavotana amin'ny ho avy ho ferovan-dôntsika. Fa Andriamanitra tsy manendry antsika ho amin'ny fahatezerana, fa hazaôna ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Izy la maty ho an'tsika, na mifôtsika na matory, de afaka miara-miaigna aminazy. Ka noho zany mifampionona ary mifampahereza anareo, ôtran'ny efa nataonareo.
\v 8 \v 11 Fa ra mbôla amin'ny andro tsika, de tsy maintsy mahonontegna tsika ary mitafy ny finona sy fitiavana ho ferovan-tratra, ary ny antoky ny fagnavotana amin'ny ho avy ho ferovan-dôntsika.\v 9 Fa Andriamanitra tsy manendry antsika ho amin'ny fahatezerana, fa hazaôna ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 10 Izy la maty ho an'tsika, na mifôtsika na matory, de afaka miara-miaigna aminazy. Ka noho zany mifampionona ary mifampahereza anareo, ôtran'ny efa nataonareo.