auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-23 02:40:01 -04:00 committed by root
parent 2e570c36c6
commit 901da65bce
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Nareo no vavolombelogna, ary Andriamanitra iany kô, fa misana, sy marina, ary tsy manan-tsiny ny fitondran-tenanay takeo aminareo zay mino. Toy zany iany kô de fantatrareo hoe toy ny aona no nataonay taminareo tsirairay toy ny ataon'ny ray amin'ny zanagny nateragny, niangavy sy nankaery ary nandrisika anareo zahay mba handeha amin'ny fomba zay mendrika an'Andriamanitra, zay miantso anareo ho akao amin'ny fanjakany sy ny voninahiny manokagna.
\v 10 Nareo no vavolombelogna, ary Andriamanitra iany kô, fa misana, sy marina, ary tsy manan-tsiny ny fitondran-tenanay takeo aminareo zay mino. \v 11Toy zany iany kô de fantatrareo hoe toy ny aona no nataonay taminareo tsirairay toy ny ataon'ny ray amin'ny zanagny nateragny, \v 12negavy sy nankaery ary nandrisika anareo zahay mba handeha amin'ny fomba zay mendrika an'Andriamanitra, zay miantso anareo ho akao amin'ny fanjakany sy ny voninahiny manokagna.