auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-23 09:36:04 -04:00 committed by root
parent e4f2f6bd66
commit 8d5727f8c1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, rafa tsy afaka niaritra an'zany intsony zahay, de neritreretinay fa tsara ny mijanona aketo Atena. Nandefa an'Timoty zahay, ralanay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra akao amin'ny filazantsaran'i Kristy mba hagnamafy sy hankahery momba ny finonareo (Fagnamarihana: Ny dikanteny sasagny hafa talô de mivaky hoe: Nandefa an'Timoty zahay, ralany ary mpanompon'Andriamanitra akeo amin'ny filazantsaran'i Kristy.") Nataony zany mba
Noho zany, rafa tsy afaka niaritra an'zany intsony zahay, de neritreretinay fa tsara ny mijanona aketo Atena. Nandefa an'Timoty zahay, ralanay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra akao amin'ny filazantsaran'i Kristy mba hagnamafy sy hankahery momba ny finonareo (Fagnamarihana: Ny dikanteny sasagny hafa talô de mivaky hoe: Nandefa an'Timoty zahay, ralany ary mpanompon'Andriamanitra akeo amin'ny filazantsaran'i Kristy.") Nataony zany mba tsy hisy ô'la ho taitra noho reo fahorena reo. Fa ny tegnanareo de mahay fa zany no nanendrena antsika.