auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-23 03:24:28 -04:00 committed by root
parent ffa416fce1
commit 5d5a6a8b79
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Mangataka aminareo zahay, ry ralà, mba agnikenareo ze misasatra aminareo sy mitondra an'nareo amin'ny Tompo ary ze magnanatra an'nareo.\v 13 Mangataka an'nareo ihany kô zahay mba hagnaja an'jareo am-pitiavana noho ny asan-jareo. Mihavàgna amin'ny tegnanareo. \v 14 Magnanatra an'nareo zay, ry ralà: mampitandrema ny fikorontagnana, ampaherezo reo kivy, ampeo reo malemy, mahareta amin'ny daôly.
\v 12 Mangataka aminareo zahay, ry ralà, mba agnikenareo ze misasatra aminareo sy mitondra anareo amin'ny Tompo ary ze magnanatra anareo.\v 13 Mangataka an'nareo ihany kô zahay mba hagnaja an'jareo am-pitiavana noho ny asan-jareo. Mihavàgna amin'ny tegnanareo. \v 14 Magnanatra an'nareo zay, ry ralà: mampitandrema ny fikorontagnana, ampaherezo reo kivy, ampeo reo malemy, mahareta amin'ny daôly.