auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-23 09:36:04 -04:00 committed by root
parent cf0fd427ff
commit 021ac033fe
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa tonga taty aminay avy taigny aminareo Timoty, ary nitondra ny vaovao tsaran'ny finoana sy fitiavanareo ho an'nay. Nilaza taminay izy fa anareo de managna fatsiarovana tsara an'nay fogna, ary nareo de magniry mafy ny hahita an'nay ôtran'ny fagnirianay hahita an'nareo. Noho izany, ry ralà, zahay de nampaherezinareo noho ny finoana, takao agnatin'ny fanaintaignana sy fahorenay da
Fa tonga taty aminay avy taigny aminareo Timoty, ary nitondra ny vaovao tsaran'ny finoana sy fitiavanareo ho an'nay. Nilaza taminay izy fa anareo de managna fatsiarovana tsara an'nay fogna, ary nareo de magniry mafy ny hahita an'nay ôtran'ny fagnirianay hahita an'nareo. Noho izany, ry ralà, zahay de nampaherezinareo noho ny finoana, takao agnatin'ny fanaintaignana sy fahorenay daôly.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa am'zao fotoana zao velona zay ra mamagna mafy amin'ny Tompo anareo. Fa fisaorana ôtran'ny akôry no azonay amena an'Andri