plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/03/18.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 18 Efa nijaly non'ny fahotana iany kô i Kristy. Izy ze marina de nijaly ho antsika, ze tsy marina, mba hitondrany antsika akeo amin'Andriamanitra. Novonona tamin'ny nofo Izy, fa novelomin'ny Fagna. \v 19 Tamin'ny alalan'ny Fagna, de nande izy ary nitory ho an'reo fagna ze aigny am-ponja am'zao. \v 20 Tsy nankatô an'jareo daôly niandry ny faretan'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, tamin'ny androan'ny fagnaboarana sambofiara, ary Andriamanitra namonjy ôla vitsy miisa valo mianaka tamin'ny rano.