plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/05/01.txt

1 line
637 B
Plaintext

\v 1 Magnanatra reo loholona aminareo za, za ze loholona namana. Za ihany kô de vavolombelon'reo fijalen'i Kristy, ary kô mpikambana akao amin'ny voninahitra ze efa haseho. \v 2 No zany, magnanatra an'nareo za, ry loholona, ambeso ny ondrin'Andriamanitra ze akeo aminareo. Arao maso izy regny, tsy amin'ny faneriteterena, fa amin'ny sitraponareo, araka ny sitrapon'Andriamanitra. Arao maso izy regny, tsy amin'ny vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Aza manjakazaka amin'ny ôla ze ambesanareo. Fa kosany, ôka ho fitaratra ho an'ny ondry. \v 4 Ary rafa miseho le Lohan'ny mpiandry ondry, de ahazo satro-boninahitra tsy mety simba nareo.