plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/04/17.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 17 Fa fotôna zao hanombona ny fitsarana miaraka amin'ny ankohonan'Andriamanitra. Raha manomboka amintsika zany, ino no ho vokatra ho an'reo ze tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra? \v 18 Ary raha 'ny ôlo-marina aza ila tsy ho vôvonjy, amin'ny fomba ahôgna no hisehoan'ny ôla tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota? \v 19 No zany aoka reo ze mijaly nony sitrapon'Andriamanitra hanankina ny fagnan'jareo amin'ny Mpamorona matoky amin'ny fagnanôvan-tsoa.