1 line
283 B
Plaintext
1 line
283 B
Plaintext
\v 1 No zany, satria nijaly tamin'ny nofo i Kristy, de atôvy fedian'ny tegnanareo zany tanjona zany. Fa ze daôly tamin'ny nofo de nitsatra tamin'ny fahotana. \v 2 Vokatr'zany, ny ôla ôtran'zany, mandritra ny fotôna sisa hiaignany, de tsy hiaigna ho an'ny sitrapon'Andriamanitra. |