plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/05/12.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 12 Raisiko ôtran'ny rahalà matoky i Silasy, ary nanoratra teny foika ho an'nareo tamin'ny alalany za. Magnanatra an'nareo za ary magnambara an'nareo fa ze nosoratako de fasoavana marin'Andriamanitra. Mijoro am'zany. \v 13 Ny vevavy ze aigny Babylona, ze vôfidy niaraka taminareo, magnano veloma an'nareo. Ary kô i Marka, zanako là, magnano veloma an'nareo. \v 14 Mifagnanôva veloma amin'ny fagnorom-pitiavana. Ho aminareo daôly anie ny fiadanana ze akao amin'i Kristy.