plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/05/05.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 5 Salan'zany kô; nareo tanora fagna, magneke ny ôlo geda. Nareo daôly, tafio fagnetren-tegna ny tegnanareo ary mifanompo. Fa Andriamanitra manoitra ny mpirehareha, fa magnome fasoavana ny mpagnetry tegna. \v 6 No zany magnetre tegna akeo ambanin'ny tagna-maherin'Andriamanitra mba hanandratany an'nareo am'zany fotôna zany. \v 7 Apetrao akeo aminy ny fagnanareo daôly, satria Izy no miahy an'nareo.