plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/04/12.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 12 Ry malala, aza raisina ho hafahafa ny fitsapana amin'ny afo ze nitranga taminareo, ôtran'ny hoe nisy ra hafahaf nitranga taminareo. \v 13 Fa kosany, na de betsaka aza ny hiaignanareo reo fijalen'i Kristy, mifale, mba ho afaka hifaly ihany kô nareo ary ho ravoravo amin'ny fagnambarana ny voninahiny. \v 14 Raha nitivativaina no ny agnaran'i Kristy nareo, de vôtahy satria ny Fagnan'ny voninahitra sy ny Fagnan'Andriamanitra de mitôtra akao aminareo.