plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/04/10.txt

1 line
553 B
Plaintext

\v 10 Fa ny tsiraikaraika aminareo de nandray fagnomezam-pasoavana, ampesao hifanomôna zany. Magnanôva zany ôtran'ny mpitan-drarahan'ny fagnomezam-pasoavana maro maimaimpôgna an'Andriamanitra. \v 11 Raha misy miteny, ôka izy hagnano an'zany ôtran'ny raika miteny ny tenin'Andriamanitra. Raha misy manompo, aoka zany ho avy amin'ny hery ze vatsian'Andriamanitra. Magnanôva reo ra reo mba homem-boninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy amin'ny fomba daôly Andriamanitra. Aoka ho an'i Jesosy Kristy ny voninahitra sy hery mandrkizay doria. Amena.