plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/04/03.txt

1 line
616 B
Plaintext

\v 3 Fa ampy zay ny fotôna lasana nagnanôvana an'ze ten'ny Jentilisa atao, hafalen'ny nofo, fijejojejona, fimamôna, fitondran-tegna, mamegnatra, filalôvan-dratsy, ary reo asan'ny fagnompon-tsampy marikoriko. \v 4 Heverin'jareo fa hafahafa satria tsy mikambana am'jareo akao am'zany fagnaranam-po be zany nareo, no zany de hiteny ratsy momba an'nareo zareo. \v 5 Hamaly ny raika ze vognona hitsara ny velona sy ny maty zareo. \v 6 No zany antony zany no nitoriana ny vaovao mafaly tam'reo maty ihany kô, na de notsaraina tamin'ny nofo ôtran'ny ôla aza zareo, de hiaigna ôtran'Andriamanitra akao amin'ny fagna.