plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/03/21.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 21 Zany no famatarana ny batisa ze mamonjy an'nareo am'zao tsy ôtra'ny fagnadiovana ny loto amin'ny vatana, fa ôtran'ny antson'ny feon'ny feritreretana ho amin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fitsangan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. \v 22 Kristy de akeo an-tagnana ankavanan'Andriamanitra. Niakatra aigny an-dagnitra izy. Reo anjely, reo manam-pahefana, ary ny hery de tsy maintsy magneky an'Azy.