plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/03/15.txt

1 line
543 B
Plaintext

\v 15 Fa kosany, atokano ho masina akao am-ponareo le Tompo Kristy. Mivognona hatraigny hamaly ny ôla daôly ze magnontany an'nareo ny antony hatokisanareo an'Andriamanitra. Atôvy amin'ny halemem-pagna sy fagnajana zany. \v 16 Magnàna feon'ny feritreretana madio mba ny ôla ze magnevateva ny fiaignana tsaranareo akao amin'i Kristy de mety megnatra satria miteny manoitra an'nareo salan'ny hoe mpagnano ratsy nareo. \v 17 Tsara kokô, raha Andriamanitra no magniry, fa mijaly nareo amin'ny fagnanovana ny tsara non'ny fagnanovana ny ratsy.