plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/02/21.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 21 Fa non'ty nagnatsovana an'nao, satria Kristy iany kô de nijaly ho an'nao. Namela ôhatra ho an'nao Izy mba hagnarana reo lalany. \v 22 Tsy nanota Izy, na hoe nisy fitaka teo am-bavany. \v 23 Rafa nitenenina ratsy Izy, de tsy mba namaly ratsy. Rafa nijaly Izy, de tsy nandrahogna, fa nagnolotra ny tegnany tam'le raika ze Mpitsara ampamarinana.