plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/02/18.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 18 Ry mpanompo, magnikesa ny tomponareo amin'ny fanajana daôly. Aza magnaiky ho mpanompon'ny tsara sy ho tompo tsara fagna, fa ho an'reo ratsy toetra iany kô. \v 19 Satia mendri-piderana zany ra misy miaritra fanaintaignana rafa mijaly amin'ny tsy rariny nony fanatenany an'Andriamanitra. \v 20 Fa ôtrinina ny vola raha manota enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao avy akeo? Fa raha nagnano ny tsara enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao, de mendri-pederana amin'Andriamanitra zany.