plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/02/11.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 11 Ry malala, magnantso an'nareo ôtran'ny vahiny sy mpirenireny za mba hifady ny filàn'ny nofo, ze matonga ady manotra ny fagnanareo. \v 12 Tokony magnana fitondran-tegan tsara nareo akeo am'reo Jentilisa, ka raha miresaka momba an'nareo ho nagnano ra ratsy zareo, de tokony hahita reo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny andro ze hatongavany.