plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/01/22.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 22 Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana an'nareo. Zany de ho an'ny fitiavana ara-pirahalahiana madio; no zany mifankatiava fatratra amin'ny fo. [ Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky hoe: "Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana tamin'ny alalan'ny Fagna nareo"] \v 23 Nateraka ndraika nareo, tsy avy amin'ny vô mety maty, fa avy amin'ny vô tsy mety maty, amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra velona sy mitôtra.