plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/01/11.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 11 Zareo de nikaraka ny hafantatra ny momban'ny hoe iza sy ovena ny Fagnan'i Kristy akao am'jareo no niteny tam'jareo. Zany de nibôgna salan'ny nolazainy an'azy reo melô momba an'reo fijalen'i Kristy sy ny voninaitra magnaraka an'zany. \v 12 Nambara tam'jareo zany mba tsy hanompo ny tegnany zareo, fa nareo, rafa niteny reo ra ze vôlaza taminareo am'zao fotôna zao izy reo tamin'ny alalan'reo ze nitory ny filazantsara taminareo tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina nalefa avy aigny an-dagnitra ra ze ten'reo anjely ho fantatra.