plt-x-sihanaka_1pe_text_reg/01/03.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 3 Isaorana ane Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika. Tamin'ny famindram-pony, no nagnomezany antsika faterana vaovao ho an'ny fatokisan'ny lova. Zany lova zany de tamin'ny alalan'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. \v 4 Zany de ho an'ny lova ze tsy ho faty, tsy ho simba, ary tsy ho levona. Zany de vôtokana ho an'nareo aigny an-dagnitra. \v 5 Anareo de arovan'ny herin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finôna, ho an'ny famonjena ze efa vognona ho ambara amin'ny fotôna farany.