\v 15 Fa aoka tsisy n'iza n'iza aminareo hijaly ôtran'ny mpamono ôla, mpangalatra, mpagnano ratsy, na mpiraharaha ny an'ny hafa. \v 16 Fa raha misy mijaly fa Kristiana, aoka izy tsy ho menatra; fa kosany aoka hagnome voninahita an'Andriamanitra amin'zany agnarana zany izy.