\v 4 Magnatogna an'azy le vato ze naren'ny ôla, fa vôfidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminy. \v 5 Nareo ihanay kô de salan'roe vato velona ze vôorina ho tragno ara-pagna, mba ho mpisorogna masina ze magnolotra ny sorogna ara-pagna eken'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.