\v 18 Fantatrareo fa tsy avy tamin'ny volafotsy na volamena mety levona no nagnavotana an'nareo tamin'ny fotondran-tegna adala ze negnaranareo tam'reo razagnareo. \v 19 Fa kosany, navotana tamin'ny rĂ  sarobidin'i Kristy anareo, ze salan'ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny.