auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 16:55:07 +08:00 committed by root
parent 1c4b6abe92
commit f57e0b547f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry malala, aza raisina ho hafahafa ny fitsapana amin'ny afo ze nitranga taminareo, ôtran'ny hoe
Ry malala, aza raisina ho hafahafa ny fitsapana amin'ny afo ze nitranga taminareo, ôtran'ny hoe nisy ra hafahaf nitranga taminareo. Fa kosany, na de betsaka aza ny hiaignanareo reo fijalen'i Kristy, mifale, mba ho afaka hifaly ihany kô nareo ary ho ravoravo amin'ny fagnambarana ny voninahiny. Raha nitivativaina