auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 16:55:07 +08:00 committed by root
parent 5f24f4f3b6
commit f0353abea1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raisiko ôtran'ny rahalà matoky i Silasy, ary nanoratra teny foika ho an'nareo tamin'ny alalany za. Magnanatra an'nareo za ary magnambara an'nareo fa ze nosoratako de fasoavana marin'Andriamanitra. Mijoro am'zany. Ny vevavy ze aigny Babylona, ze vôfidy niaraka taminareo, magnano veloma an'nareo. Ary kô i Marka,
Raisiko ôtran'ny rahalà matoky i Silasy, ary nanoratra teny foika ho an'nareo tamin'ny alalany za. Magnanatra an'nareo za ary magnambara an'nareo fa ze nosoratako de fasoavana marin'Andriamanitra. Mijoro am'zany. Ny vevavy ze aigny Babylona, ze vôfidy niaraka taminareo, magnano veloma an'nareo. Ary kô i Marka, zanako là, magnano veloma an'nareo. Mifagnanôva veloma amin'ny fagnorom-pitiavana. Ho aminareo daôly anie n