From e4c292b04e71f1786249e5d3d9eb5f768552430b Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 17:15:41 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 03/13.txt | 2 +- 03/15.txt | 2 +- 03/18.txt | 2 +- 03/21.txt | 2 +- 04/01.txt | 2 +- 04/03.txt | 2 +- 04/07.txt | 2 +- 7 files changed, 7 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/03/13.txt b/03/13.txt index 5ba343e..b1e3ed1 100644 --- a/03/13.txt +++ b/03/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Izy le raika ze hamely an'nareo raha magniry ny hagnano ny tsara nareo? Nefa raha mijalyy non'ny famarinana nareo, de sambatra. Aza matatra ze hatahoran'jareo. Aza mangôrohôro. \ No newline at end of file +\v 13 Izy le raika ze hamely an'nareo raha magniry ny hagnano ny tsara nareo? \v 14 Nefa raha mijalyy non'ny famarinana nareo, de sambatra. Aza matatra ze hatahoran'jareo. Aza mangôrohôro. \ No newline at end of file diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt index b2def65..8ff97ad 100644 --- a/03/15.txt +++ b/03/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 Fa kosany, atokano ho masina akao am-ponareo le Tompo Kristy. Mivognona hatraigny hamaly ny ôla daôly ze magnontany an'nareo ny antony hatokisanareo an'Andriamanitra. Atôvy amin'ny halemem-pagna sy fagnajana zany. Magnàna feon'ny feritreretana madio mba ny ôla ze magnevateva ny fiaignana tsaranareo akao amin'i Kristy de mety megnatra satria miteny manoitra an'nareo salan'ny hoe mpagnano ratsy nareo. Tsara kokô, raha Andriamanitra no magniry, fa mijaly nareo amin'ny fagnanovana ny tsara non'ny fagnanovana ny ratsy. \ No newline at end of file +\v 15 Fa kosany, atokano ho masina akao am-ponareo le Tompo Kristy. Mivognona hatraigny hamaly ny ôla daôly ze magnontany an'nareo ny antony hatokisanareo an'Andriamanitra. Atôvy amin'ny halemem-pagna sy fagnajana zany. \v 16 Magnàna feon'ny feritreretana madio mba ny ôla ze magnevateva ny fiaignana tsaranareo akao amin'i Kristy de mety megnatra satria miteny manoitra an'nareo salan'ny hoe mpagnano ratsy nareo. \v 17 Tsara kokô, raha Andriamanitra no magniry, fa mijaly nareo amin'ny fagnanovana ny tsara non'ny fagnanovana ny ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/03/18.txt b/03/18.txt index 12adacc..bfe8ed9 100644 --- a/03/18.txt +++ b/03/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Efa nijaly non'ny fahotana iany kô i Kristy. Izy ze marina de nijaly ho antsika, ze tsy marina, mba hitondrany antsika akeo amin'Andriamanitra. Novonona tamin'ny nofo Izy, fa novelomin'ny Fagna. Tamin'ny alalan'ny Fagna, de nande izy ary nitory ho an'reo fagna ze aigny am-ponja am'zao. Tsy nankatô an'jareo daôly niandry ny faretan'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, tamin'ny androan'ny fagnaboarana sambofiara, ary Andriamanitra namonjy ôla vitsy miisa valo mianaka tamin'ny rano. \ No newline at end of file +\v 18 Efa nijaly non'ny fahotana iany kô i Kristy. Izy ze marina de nijaly ho antsika, ze tsy marina, mba hitondrany antsika akeo amin'Andriamanitra. Novonona tamin'ny nofo Izy, fa novelomin'ny Fagna. \v 19 Tamin'ny alalan'ny Fagna, de nande izy ary nitory ho an'reo fagna ze aigny am-ponja am'zao. \v 20 Tsy nankatô an'jareo daôly niandry ny faretan'Andriamanitra tamin'ny andron'i Noa, tamin'ny androan'ny fagnaboarana sambofiara, ary Andriamanitra namonjy ôla vitsy miisa valo mianaka tamin'ny rano. \ No newline at end of file diff --git a/03/21.txt b/03/21.txt index f32dd0b..4024784 100644 --- a/03/21.txt +++ b/03/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Zany no famatarana ny batisa ze mamonjy an'nareo am'zao tsy ôtra'ny fagnadiovana ny loto amin'ny vatana, fa ôtran'ny antson'ny feon'ny feritreretana ho amin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fitsangan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. Kristy de akeo an-tagnana ankavanan'Andriamanitra. Niakatra aigny an-dagnitra izy. Reo anjely, reo manam-pahefana, ary ny hery de tsy maintsy magneky an'Azy. \ No newline at end of file +\v 21 Zany no famatarana ny batisa ze mamonjy an'nareo am'zao tsy ôtra'ny fagnadiovana ny loto amin'ny vatana, fa ôtran'ny antson'ny feon'ny feritreretana ho amin'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny fitsangan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. \v 22 Kristy de akeo an-tagnana ankavanan'Andriamanitra. Niakatra aigny an-dagnitra izy. Reo anjely, reo manam-pahefana, ary ny hery de tsy maintsy magneky an'Azy. \ No newline at end of file diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 46d98dc..36c6c57 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 No zany, satria nijaly tamin'ny nofo i Kristy, de atôvy fedian'ny tegnanareo zany tanjona zany. Fa ze daôly tamin'ny nofo de nitsatra tamin'ny fahotana. Vokatr'zany, ny ôla ôtran'zany, mandritra ny fotôna sisa hiaignany, de tsy hiaigna ho an'ny sitrapon'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 1 No zany, satria nijaly tamin'ny nofo i Kristy, de atôvy fedian'ny tegnanareo zany tanjona zany. Fa ze daôly tamin'ny nofo de nitsatra tamin'ny fahotana. \v 2 Vokatr'zany, ny ôla ôtran'zany, mandritra ny fotôna sisa hiaignany, de tsy hiaigna ho an'ny sitrapon'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 376dfeb..6cb89bb 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Fa ampy zay ny fotôna lasana nagnanôvana an'ze ten'ny Jentilisa atao, hafalen'ny nofo, fijejojejona, fimamôna, fitondran-tegna, mamegnatra, filalôvan-dratsy, ary reo asan'ny fagnompon-tsampy marikoriko. Heverin'jareo fa hafahafa satria tsy mikambana am'jareo akao am'zany fagnaranam-po be zany nareo, no zany de hiteny ratsy momba an'nareo zareo. Hamaly ny raika ze vognona hitsara ny velona sy ny maty zareo. No zany antony zany no nitoriana ny vaovao mafaly tam'reo maty ihany kô, na de notsaraina tamin'ny nofo ôtran'ny ôla aza zareo, de hiaigna ôtran'Andriamanitra akao amin'ny fagna. \ No newline at end of file +\v 3 Fa ampy zay ny fotôna lasana nagnanôvana an'ze ten'ny Jentilisa atao, hafalen'ny nofo, fijejojejona, fimamôna, fitondran-tegna, mamegnatra, filalôvan-dratsy, ary reo asan'ny fagnompon-tsampy marikoriko. \v 4 Heverin'jareo fa hafahafa satria tsy mikambana am'jareo akao am'zany fagnaranam-po be zany nareo, no zany de hiteny ratsy momba an'nareo zareo. \v 5 Hamaly ny raika ze vognona hitsara ny velona sy ny maty zareo. \v 6 No zany antony zany no nitoriana ny vaovao mafaly tam'reo maty ihany kô, na de notsaraina tamin'ny nofo ôtran'ny ôla aza zareo, de hiaigna ôtran'Andriamanitra akao amin'ny fagna. \ No newline at end of file diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index 7d45c16..76fea46 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Magnakeky ny faran'ny ra daôly. No zany tongava saigna, ary mahonona tegna amin'ny eritreritrareo ho an'ny fitiavam-bavaka. Ambonin'ny ra daôly, magnàna fitiavana feno ho an'ny tsiraikarika avy, fa ny fitiavana mandrakotra fahotana maro. Mifampentranoa tsy am-pitaraignana. \ No newline at end of file +\v 7 Magnakeky ny faran'ny ra daôly. No zany tongava saigna, ary mahonona tegna amin'ny eritreritrareo ho an'ny fitiavam-bavaka. \v 8 Ambonin'ny ra daôly, magnàna fitiavana feno ho an'ny tsiraikarika avy, fa ny fitiavana mandrakotra fahotana maro. \v 9 Mifampentranoa tsy am-pitaraignana. \ No newline at end of file