From c5f1e725470f291445287c4664dfb950c1225348 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 17:10:10 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 02/04.txt | 2 +- 02/07.txt | 2 +- 02/09.txt | 2 +- 02/11.txt | 2 +- 02/13.txt | 2 +- 02/18.txt | 2 +- 02/21.txt | 2 +- 02/24.txt | 2 +- 03/01.txt | 2 +- 03/03.txt | 2 +- 03/05.txt | 2 +- 03/08.txt | 2 +- 03/10.txt | 2 +- 13 files changed, 13 insertions(+), 13 deletions(-) diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index 53845b1..2c75cf0 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Magnatogna an'azy le vato ze naren'ny ôla, fa vôfidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminy. Nareo ihanay kô de salan'roe vato velona ze vôorina ho tragno ara-pagna, mba ho mpisorogna masina ze magnolotra ny sorogna ara-pagna eken'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 4 Magnatogna an'azy le vato ze naren'ny ôla, fa vôfidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminy. \v 5 Nareo ihanay kô de salan'roe vato velona ze vôorina ho tragno ara-pagna, mba ho mpisorogna masina ze magnolotra ny sorogna ara-pagna eken'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/02/07.txt b/02/07.txt index 12f659b..f7df5b1 100644 --- a/02/07.txt +++ b/02/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Ny voninahitra no zany de ho an'nao ze mino. Kanefa, ny vato narian'reo mpanori-trano, zany de tonga lohan'ny fehizoro ary vato matafitona sy vatolompy mahalavo. Tafitona zareo, tsy nankàto ny teny, ze vôtokana ho an'azy reo iany ko. \ No newline at end of file +\v 7 Ny voninahitra no zany de ho an'nao ze mino. Kanefa, ny vato narian'reo mpanori-trano, zany de tonga lohan'ny fehizoro \v 8 ary vato matafitona sy vatolompy mahalavo. Tafitona zareo, tsy nankàto ny teny, ze vôtokana ho an'azy reo iany ko. \ No newline at end of file diff --git a/02/09.txt b/02/09.txt index ac24605..1ace484 100644 --- a/02/09.txt +++ b/02/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Fa enao de ôlom-bôfidy, mpisoron'ny mpanjaka, firenena masina, ôla nalain'Andriamanitra, mba ho afaka hilaza ny hatsaran'reo asan'le raika ze nanantso an'nao avy takao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavana matalanjona an'nao. Talô enao tsy ôla, kanefa am'zao enao de ôlon'Andriamanitra. Tsy nandray famindram-po enao, am'zao enao nandray famindrm-po. \ No newline at end of file +\v 9 Fa enao de ôlom-bôfidy, mpisoron'ny mpanjaka, firenena masina, ôla nalain'Andriamanitra, mba ho afaka hilaza ny hatsaran'reo asan'le raika ze nanantso an'nao avy takao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavana matalanjona an'nao. \v 10 Talô enao tsy ôla, kanefa am'zao enao de ôlon'Andriamanitra. Tsy nandray famindram-po enao, am'zao enao nandray famindrm-po. \ No newline at end of file diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 21f8895..3bc3e79 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Ry malala, magnantso an'nareo ôtran'ny vahiny sy mpirenireny za mba hifady ny filàn'ny nofo, ze matonga ady manotra ny fagnanareo. Tokony magnana fitondran-tegan tsara nareo akeo am'reo Jentilisa, ka raha miresaka momba an'nareo ho nagnano ra ratsy zareo, de tokony hahita reo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny andro ze hatongavany. \ No newline at end of file +\v 11 Ry malala, magnantso an'nareo ôtran'ny vahiny sy mpirenireny za mba hifady ny filàn'ny nofo, ze matonga ady manotra ny fagnanareo. \v 12 Tokony magnana fitondran-tegan tsara nareo akeo am'reo Jentilisa, ka raha miresaka momba an'nareo ho nagnano ra ratsy zareo, de tokony hahita reo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny andro ze hatongavany. \ No newline at end of file diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 35aebaa..67b20e6 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Ankatoavy ny faefan'ny olombelona daôly no ny amin'ny Tompo. Ankatoavy salan'ny ambony indrindra ny mpanjaka, sy reo governora ihany kô, ze nalefa mba hagnasazy reo mpagnano ratsy sy hankalaza reo ze magnano ny tsara. Fa zany no sitrapon'Andriamanitra, amin'ny fanaovana ny tsara an'nareo de mampangina ny resaka tsy mahalala fomban'ny ôla adala. Salan'ny maha-ôlon'afaka, aza ampesaina ho salan'ny fanaronana falemena ny fafahanao, fa ôka ho ôtran'ny mpanompon'Andriamanitra. Omeo voninahitra ny ôlon-daôly. Tiavo ny firalahiana. Matahora an'Andriamanitra. Omeo voninahitra ny Mpanjaka. \ No newline at end of file +\v 13 Ankatoavy ny faefan'ny olombelona daôly no ny amin'ny Tompo. Ankatoavy salan'ny ambony indrindra ny mpanjaka, \v 14 sy reo governora ihany kô, ze nalefa mba hagnasazy reo mpagnano ratsy sy hankalaza reo ze magnano ny tsara. \v 15 Fa zany no sitrapon'Andriamanitra, amin'ny fanaovana ny tsara an'nareo de mampangina ny resaka tsy mahalala fomban'ny ôla adala. \v 16 Salan'ny maha-ôlon'afaka, aza ampesaina ho salan'ny fanaronana falemena ny fafahanao, fa ôka ho ôtran'ny mpanompon'Andriamanitra. \v 17 Omeo voninahitra ny ôlon-daôly. Tiavo ny firalahiana. Matahora an'Andriamanitra. Omeo voninahitra ny Mpanjaka. \ No newline at end of file diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index e262ec0..5fcb8cd 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Ry mpanompo, magnikesa ny tomponareo amin'ny fanajana daôly. Aza magnaiky ho mpanompon'ny tsara sy ho tompo tsara fagna, fa ho an'reo ratsy toetra iany kô. Satia mendri-piderana zany ra misy miaritra fanaintaignana rafa mijaly amin'ny tsy rariny nony fanatenany an'Andriamanitra. Fa ôtrinina ny vola raha manota enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao avy akeo? Fa raha nagnano ny tsara enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao, de mendri-pederana amin'Andriamanitra zany. \ No newline at end of file +\v 18 Ry mpanompo, magnikesa ny tomponareo amin'ny fanajana daôly. Aza magnaiky ho mpanompon'ny tsara sy ho tompo tsara fagna, fa ho an'reo ratsy toetra iany kô. \v 19 Satia mendri-piderana zany ra misy miaritra fanaintaignana rafa mijaly amin'ny tsy rariny nony fanatenany an'Andriamanitra. \v 20 Fa ôtrinina ny vola raha manota enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao avy akeo? Fa raha nagnano ny tsara enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao, de mendri-pederana amin'Andriamanitra zany. \ No newline at end of file diff --git a/02/21.txt b/02/21.txt index 88911be..750750a 100644 --- a/02/21.txt +++ b/02/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 Fa non'ty nagnatsovana an'nao, satria Kristy iany kô de nijaly ho an'nao. Namela ôhatra ho an'nao Izy mba hagnarana reo lalany. Tsy nanota Izy, na hoe nisy fitaka teo am-bavany. Rafa nitenenina ratsy Izy, de tsy mba namaly ratsy. Rafa nijaly Izy, de tsy nandrahogna, fa nagnolotra ny tegnany tam'le raika ze Mpitsara ampamarinana. \ No newline at end of file +\v 21 Fa non'ty nagnatsovana an'nao, satria Kristy iany kô de nijaly ho an'nao. Namela ôhatra ho an'nao Izy mba hagnarana reo lalany. \v 22 Tsy nanota Izy, na hoe nisy fitaka teo am-bavany. \v 23 Rafa nitenenina ratsy Izy, de tsy mba namaly ratsy. Rafa nijaly Izy, de tsy nandrahogna, fa nagnolotra ny tegnany tam'le raika ze Mpitsara ampamarinana. \ No newline at end of file diff --git a/02/24.txt b/02/24.txt index 44c0726..84a6f15 100644 --- a/02/24.txt +++ b/02/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 Izy tegnany de nitondra reo fahotantsika tao amin'ny tegnany ho akeo ambony kakazo, mba tsy hagnana anjara amin'ny fahotana intsony tsika, ary mba hiaigna ho an'ny fahamarinana. Tamin'ny alalan'ny ratrany no nasitrana an'nareo. Nivejivenjy ôtran'ny ondry very nareo daôly, fa am'zao nareo niverigna tamin'ny mpiandry ondry sy mpiambina ny fagnanareo. \ No newline at end of file +\v 24 Izy tegnany de nitondra reo fahotantsika tao amin'ny tegnany ho akeo ambony kakazo, mba tsy hagnana anjara amin'ny fahotana intsony tsika, ary mba hiaigna ho an'ny fahamarinana. Tamin'ny alalan'ny ratrany no nasitrana an'nareo. \v 25 Nivejivenjy ôtran'ny ondry very nareo daôly, fa am'zao nareo niverigna tamin'ny mpiandry ondry sy mpiambina ny fagnanareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 4cf2a40..603f4a1 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Am'zany fomba zany, nareo vevavy de tokony hagneky ny vadinareo. Atôvy zany na de misy leila maro aza tsy mankatô ny teny, ary mety ho azo zareo na tsy misy aza ny teny, amin'ny alalan'ny fitondran-tegnan'ny vadin'jareo. Fa zareo de hatazagna ny fitondran-tegna mendrikareo am-pagnajana. \ No newline at end of file +\v 1 Am'zany fomba zany, nareo vevavy de tokony hagneky ny vadinareo. Atôvy zany na de misy leila maro aza tsy mankatô ny teny, ary mety ho azo zareo na tsy misy aza ny teny, amin'ny alalan'ny fitondran-tegnan'ny vadin'jareo. \v 2 Fa zareo de hatazagna ny fitondran-tegna mendrikareo am-pagnajana. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index d7d01d6..465afba 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Aoka zany ho tanteraka tsy miaraka am'reo engo avelagny: randram-bolo, firavaka volamena, na akanjo lamôdy. Fa kosany, aoka zany ho tanteraka miaraka am'ze akao am-pon'ny ôla, sy ny hatsarana maharitra ny fagna tsara sy mangina, ze sarobidy akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 3 Aoka zany ho tanteraka tsy miaraka am'reo engo avelagny: randram-bolo, firavaka volamena, na akanjo lamôdy. \v 4 Fa kosany, aoka zany ho tanteraka miaraka am'ze akao am-pon'ny ôla, sy ny hatsarana maharitra ny fagna tsara sy mangina, ze sarobidy akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt index 09bd301..3e488a7 100644 --- a/03/05.txt +++ b/03/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Fa reo vevavy masina talô no nandravaka ny tegnan'jareo ôtran'zany. Nagnana fatokena an'Andriamanitra zareo ary nagneky ny vadiky avy. Salan'zany fomba zany no nankatoavan'i Abrahama an'i Saraha sy nagnatsovana an'azy ho tompony. Nareo de zanany am'zao fotôna zao raha magnano ze tsara sy tsy matatra ôla anareo. \ No newline at end of file +\v 5 Fa reo vevavy masina talô no nandravaka ny tegnan'jareo ôtran'zany. Nagnana fatokena an'Andriamanitra zareo ary nagneky ny vadiky avy. \v 6 Salan'zany fomba zany no nankatoavan'i Abrahama an'i Saraha sy nagnatsovana an'azy ho tompony. Nareo de zanany am'zao fotôna zao raha magnano ze tsara sy tsy matatra ôla anareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 5c0735a..ef3ba06 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Farany, nareo daôly, ôka hiray saigna, hangoraka hifankate salan'ny mpirahalà, ho tso-po, ary hagnetri-tegna. Aza mamaly ratsy ny ratsy na manivateva. Mifanotra am'ze aza, mignampy hatraigny, fa no zany no nagnantsovana an'nareo, mba hafanareo mandova ny fitahiana. \ No newline at end of file +\v 8 Farany, nareo daôly, ôka hiray saigna, hangoraka hifankate salan'ny mpirahalà, ho tso-po, ary hagnetri-tegna. \v 9 Aza mamaly ratsy ny ratsy na manivateva. Mifanotra am'ze aza, mignampy hatraigny, fa no zany no nagnantsovana an'nareo, mba hafanareo mandova ny fitahiana. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index f15a844..591bb14 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 "Le raika ze te hankafy ny fiaignana sy te hahita andro tsara de tokony hagnatsatra ny lelany amin'ny ratsy sy ny molony amin'ny fitenenana fitaka. Aoka izy hiala amin'ny atao hoe ratsy ary hagnano ze tsara. Aoka izy hitsikaraka fiadanana sy hitaky an'zany. Ny mason'ny Tompo mahita ny marina, ary ny sofiny mandreigny reo fangatan'jareo. Fa ny tavan'ny Tompo de manotra an'reo ze magnano ratsy." \ No newline at end of file +\v 10 "Le raika ze te hankafy ny fiaignana sy te hahita andro tsara de tokony hagnatsatra ny lelany amin'ny ratsy sy ny molony amin'ny fitenenana fitaka. \v 11 Aoka izy hiala amin'ny atao hoe ratsy ary hagnano ze tsara. Aoka izy hitsikaraka fiadanana sy hitaky an'zany. \v 12 Ny mason'ny Tompo mahita ny marina, ary ny sofiny mandreigny reo fangatan'jareo. Fa ny tavan'ny Tompo de manotra an'reo ze magnano ratsy." \ No newline at end of file