auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-22 18:05:22 +08:00 committed by root
parent 1f2b95e4c2
commit 891ab8102c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa fotôna zao hanombona ny fitsarana miaraka amin'ny ankohonan'Andriamanitra. Raha manomboka amintsika zany, ino no ho vokatra ho an'reo ze tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra? Ary raha 'ny ôlo-marina aza ila tsy ho vôvonjy, amin'ny fomba ahôgna no hisehoan'ny ôla tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota? No zany aoka reo ze mijaly nony sitrap
Fa fotôna zao hanombona ny fitsarana miaraka amin'ny ankohonan'Andriamanitra. Raha manomboka amintsika zany, ino no ho vokatra ho an'reo ze tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra? Ary raha 'ny ôlo-marina aza ila tsy ho vôvonjy, amin'ny fomba ahôgna no hisehoan'ny ôla tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota? No zany aoka reo ze mijaly nony sitrapon'Andriamanitra hanankin