diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 903f5bd..fb7a7ac 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Peteran apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'reo zanaka am-pelezana, reo ze vôfidy, magnerana an'i Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia, ary Bitynia. Zany de araka ny fantatr'Andriamanitra Ray melô, vôtokan'ny Fagna ho fankatoavana sy ho famafazana ny ràn'i Jesosy Kristy. Ho am'nareo ane ny fasoavana, ary hitombo ane ny fiadananareo. \ No newline at end of file +\v 1 Peteran apostolin'i Jesosy Kristy, ho an'reo zanaka am-pelezana, reo ze vôfidy, magnerana an'i Ponto, Galatia, Kapadokia, Asia, ary Bitynia. \v 2 Zany de araka ny fantatr'Andriamanitra Ray melô, vôtokan'ny Fagna ho fankatoavana sy ho famafazana ny ràn'i Jesosy Kristy. Ho am'nareo ane ny fasoavana, ary hitombo ane ny fiadananareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index 607751e..bb3399a 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -Isaorana ane Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika. Tamin'ny famindram-pony, no nagnomezany antsika faterana vaovao ho an'ny fatokisan'ny lova. Zany lova zany de tamin'ny alalan'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. Zany de ho an'ny lova ze tsy ho faty, tsy ho simba, ary tsy ho levona. Zany de vôtokana ho an'nareo aigny an-dagnitra. Anareo de arovan'ny herin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finôna, ho an'ny famonjena ze efa vognona ho ambara amin'ny fotôna farany. \ No newline at end of file +\v 3 Isaorana ane Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika. Tamin'ny famindram-pony, no nagnomezany antsika faterana vaovao ho an'ny fatokisan'ny lova. Zany lova zany de tamin'ny alalan'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty. \v 4 Zany de ho an'ny lova ze tsy ho faty, tsy ho simba, ary tsy ho levona. Zany de vôtokana ho an'nareo aigny an-dagnitra. \v 5 Anareo de arovan'ny herin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny finôna, ho an'ny famonjena ze efa vognona ho ambara amin'ny fotôna farany. \ No newline at end of file diff --git a/01/06.txt b/01/06.txt index 8ea7496..91de56c 100644 --- a/01/06.txt +++ b/01/06.txt @@ -1 +1 @@ -Tegna ravoravo momba an'zany anareo, na de ilainaro aza ny hatsiaro malaelo amin'ny ôla maro samy hafa am'zao. Zany de ho an'ny fagnaporofona ny finônareo, ze sarobidy kokô no ny volamena ze simba, na de nosedraina tamin'ny afo aza. Mibôgna zany mba ho tazagna ny vokatry ny finônareo amin'ny fiderana, voninahitra, ary haja amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Tegna ravoravo momba an'zany anareo, na de ilainaro aza ny hatsiaro malaelo amin'ny ôla maro samy hafa am'zao. Zany de ho an'ny fagnaporofona ny finônareo, ze sarobidy kokô no ny volamena ze simba, na de nosedraina tamin'ny afo aza. Mibôgna zany mba ho tazagna ny vokatry ny finônareo amin'ny fiderana, voninahitra, ary haja amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index 9500ab5..99c4b70 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -Tsy nahita an'Azy nareo, nefa te an'Azy. Tsy maita an'azy anareo am'zao fotôna zao kanefa mino an'Azy ary faly amin'ny fifalena tsy hay lazaina, mafinaritra. Raisinareo am'zao ny vokatry ny finônareo, de ny famonjena ny fagnanareo. Reo mpaminagny de nikaraka sy nagnotany tsara ny momba an'zany famonjena an'zany, ny momba ny fasoavana ze ho an'nareo. \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 \v 10 Tsy nahita an'Azy nareo, nefa te an'Azy. Tsy maita an'azy anareo am'zao fotôna zao kanefa mino an'Azy ary faly amin'ny fifalena tsy hay lazaina, mafinaritra. Raisinareo am'zao ny vokatry ny finônareo, de ny famonjena ny fagnanareo. Reo mpaminagny de nikaraka sy nagnotany tsara ny momba an'zany famonjena an'zany, ny momba ny fasoavana ze ho an'nareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/11.txt b/01/11.txt index 8860720..be05b7b 100644 --- a/01/11.txt +++ b/01/11.txt @@ -1 +1 @@ -Zareo de nikaraka ny hafantatra ny momban'ny hoe iza sy ovena ny Fagnan'i Kristy akao am'jareo no niteny tam'jareo. Zany de nibôgna salan'ny nolazainy an'azy reo melô momba an'reo fijalen'i Kristy sy ny voninaitra magnaraka an'zany. Nambara tam'jareo zany mba tsy hanompo ny tegnany zareo, fa nareo, rafa niteny reo ra ze vôlaza taminareo am'zao fotôna zao izy reo tamin'ny alalan'reo ze nitory ny filazantsara taminareo tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina nalefa avy aigny an-dagnitra ra ze ten'reo anjely ho fantatra. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Zareo de nikaraka ny hafantatra ny momban'ny hoe iza sy ovena ny Fagnan'i Kristy akao am'jareo no niteny tam'jareo. Zany de nibôgna salan'ny nolazainy an'azy reo melô momba an'reo fijalen'i Kristy sy ny voninaitra magnaraka an'zany. Nambara tam'jareo zany mba tsy hanompo ny tegnany zareo, fa nareo, rafa niteny reo ra ze vôlaza taminareo am'zao fotôna zao izy reo tamin'ny alalan'reo ze nitory ny filazantsara taminareo tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina nalefa avy aigny an-dagnitra ra ze ten'reo anjely ho fantatra. \ No newline at end of file diff --git a/01/13.txt b/01/13.txt index eb36ea1..fc20b18 100644 --- a/01/13.txt +++ b/01/13.txt @@ -1 +1 @@ -No zany omagno ny saignareo. Mahonona tegna. Mametrà fitokisana amin'ny fsoavana ze entina akao aminareo amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy. Amin'ny maha zanaka mpankato, az mampifagnaraka ny tegnanareo am'reo fagnirina ze naranareo tamin'ny mbôla tsy nafantatra nareo. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 No zany omagno ny saignareo. Mahonona tegna. Mametrà fitokisana amin'ny fsoavana ze entina akao aminareo amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy. Amin'ny maha zanaka mpankato, az mampifagnaraka ny tegnanareo am'reo fagnirina ze naranareo tamin'ny mbôla tsy nafantatra nareo. \ No newline at end of file diff --git a/01/15.txt b/01/15.txt index e6b2c86..b12959d 100644 --- a/01/15.txt +++ b/01/15.txt @@ -1 +1 @@ -Fa salan'le raika ze nagnantso an'nareo hoe masina, nareo, ka ôka ho masina amin'ny fitondran-tegnanareo manontolo. Fa vôsoratra hoe: "Aoka ho masina satria Masina Za." Ka raha magnantso le raika ze mitsara tsisy fanavakavana araka ny asan'ôla tsiraikaraika avy hoe: "Ray" nareo de handany ny fotôn'andronareo amin'ny fagnehôna fagnajana. \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 \v 17 Fa salan'le raika ze nagnantso an'nareo hoe masina, nareo, ka ôka ho masina amin'ny fitondran-tegnanareo manontolo. Fa vôsoratra hoe: "Aoka ho masina satria Masina Za." Ka raha magnantso le raika ze mitsara tsisy fanavakavana araka ny asan'ôla tsiraikaraika avy hoe: "Ray" nareo de handany ny fotôn'andronareo amin'ny fagnehôna fagnajana. \ No newline at end of file diff --git a/01/18.txt b/01/18.txt index 0d7753f..898bc8d 100644 --- a/01/18.txt +++ b/01/18.txt @@ -1 +1 @@ -Fantatrareo fa tsy avy tamin'ny volafotsy na volamena mety levona no nagnavotana an'nareo tamin'ny fotondran-tegna adala ze negnaranareo tam'reo razagnareo. Fa kosany, navotana tamin'ny rà sarobidin'i Kristy anareo, ze salan'ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Fantatrareo fa tsy avy tamin'ny volafotsy na volamena mety levona no nagnavotana an'nareo tamin'ny fotondran-tegna adala ze negnaranareo tam'reo razagnareo. Fa kosany, navotana tamin'ny rà sarobidin'i Kristy anareo, ze salan'ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny. \ No newline at end of file diff --git a/01/20.txt b/01/20.txt index 827169d..e0305d9 100644 --- a/01/20.txt +++ b/01/20.txt @@ -1 +1 @@ -Vôfidy talôn'ny nagnanganana an'zao totolo zao Kristy, fa am'zao de tam'reo fotôna farany no nagnambaràna an'Azy taminareo. Amin'ny alalany no hinonareo an'Andriamanitra, ze nagnangana an'azy tamin'ny maty sy tam'reo nameny voninaitra mba ho akao amin'Andriamanitra ny finôna sy fatokianareo. \ No newline at end of file +\v 20 \v 21 Vôfidy talôn'ny nagnanganana an'zao totolo zao Kristy, fa am'zao de tam'reo fotôna farany no nagnambaràna an'Azy taminareo. Amin'ny alalany no hinonareo an'Andriamanitra, ze nagnangana an'azy tamin'ny maty sy tam'reo nameny voninaitra mba ho akao amin'Andriamanitra ny finôna sy fatokianareo. \ No newline at end of file diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index 43e54da..53845b1 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -Magnatogna an'azy le vato ze naren'ny ôla, fa vôfidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminy. Nareo ihanay kô de salan'roe vato velona ze vôorina ho tragno ara-pagna, mba ho mpisorogna masina ze magnolotra ny sorogna ara-pagna eken'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 Magnatogna an'azy le vato ze naren'ny ôla, fa vôfidin'Andriamanitra ho manan-danja Aminy. Nareo ihanay kô de salan'roe vato velona ze vôorina ho tragno ara-pagna, mba ho mpisorogna masina ze magnolotra ny sorogna ara-pagna eken'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/02/06.txt b/02/06.txt index d980256..92b7dae 100644 --- a/02/06.txt +++ b/02/06.txt @@ -1 +1 @@ -Ny Soratra Masina de ahitana an'zao: "Indro, Za mipetraka amin'ny Ziona vato fehizoro, vôfidy sy manan-danja. Ze daôly mino an'azy de tsy ho menatra." \ No newline at end of file +\v 6 Ny Soratra Masina de ahitana an'zao: "Indro, Za mipetraka amin'ny Ziona vato fehizoro, vôfidy sy manan-danja. Ze daôly mino an'azy de tsy ho menatra." \ No newline at end of file diff --git a/02/07.txt b/02/07.txt index 2d42e13..12f659b 100644 --- a/02/07.txt +++ b/02/07.txt @@ -1 +1 @@ -Ny voninahitra no zany de ho an'nao ze mino. Kanefa, ny vato narian'reo mpanori-trano, zany de tonga lohan'ny fehizoro ary vato matafitona sy vatolompy mahalavo. Tafitona zareo, tsy nankàto ny teny, ze vôtokana ho an'azy reo iany ko. \ No newline at end of file +\v 7 \v 8 Ny voninahitra no zany de ho an'nao ze mino. Kanefa, ny vato narian'reo mpanori-trano, zany de tonga lohan'ny fehizoro ary vato matafitona sy vatolompy mahalavo. Tafitona zareo, tsy nankàto ny teny, ze vôtokana ho an'azy reo iany ko. \ No newline at end of file diff --git a/02/09.txt b/02/09.txt index d08463a..ac24605 100644 --- a/02/09.txt +++ b/02/09.txt @@ -1 +1 @@ -Fa enao de ôlom-bôfidy, mpisoron'ny mpanjaka, firenena masina, ôla nalain'Andriamanitra, mba ho afaka hilaza ny hatsaran'reo asan'le raika ze nanantso an'nao avy takao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavana matalanjona an'nao. Talô enao tsy ôla, kanefa am'zao enao de ôlon'Andriamanitra. Tsy nandray famindram-po enao, am'zao enao nandray famindrm-po. \ No newline at end of file +\v 9 \v 10 Fa enao de ôlom-bôfidy, mpisoron'ny mpanjaka, firenena masina, ôla nalain'Andriamanitra, mba ho afaka hilaza ny hatsaran'reo asan'le raika ze nanantso an'nao avy takao amin'ny haizina hankao amin'ny hazavana matalanjona an'nao. Talô enao tsy ôla, kanefa am'zao enao de ôlon'Andriamanitra. Tsy nandray famindram-po enao, am'zao enao nandray famindrm-po. \ No newline at end of file diff --git a/02/11.txt b/02/11.txt index 73d7ac5..21f8895 100644 --- a/02/11.txt +++ b/02/11.txt @@ -1 +1 @@ -Ry malala, magnantso an'nareo ôtran'ny vahiny sy mpirenireny za mba hifady ny filàn'ny nofo, ze matonga ady manotra ny fagnanareo. Tokony magnana fitondran-tegan tsara nareo akeo am'reo Jentilisa, ka raha miresaka momba an'nareo ho nagnano ra ratsy zareo, de tokony hahita reo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny andro ze hatongavany. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Ry malala, magnantso an'nareo ôtran'ny vahiny sy mpirenireny za mba hifady ny filàn'ny nofo, ze matonga ady manotra ny fagnanareo. Tokony magnana fitondran-tegan tsara nareo akeo am'reo Jentilisa, ka raha miresaka momba an'nareo ho nagnano ra ratsy zareo, de tokony hahita reo asa tsaranareo sy hankalaza an'Andriamanitra amin'ny andro ze hatongavany. \ No newline at end of file diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index 61cfa01..e262ec0 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ry mpanompo, magnikesa ny tomponareo amin'ny fanajana daôly. Aza magnaiky ho mpanompon'ny tsara sy ho tompo tsara fagna, fa ho an'reo ratsy toetra iany kô. Satia mendri-piderana zany ra misy miaritra fanaintaignana rafa mijaly amin'ny tsy rariny nony fanatenany an'Andriamanitra. Fa ôtrinina ny vola raha manota enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao avy akeo? Fa raha nagnano ny tsara enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao, de mendri-pederana amin'Andriamanitra zany. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 \v 20 Ry mpanompo, magnikesa ny tomponareo amin'ny fanajana daôly. Aza magnaiky ho mpanompon'ny tsara sy ho tompo tsara fagna, fa ho an'reo ratsy toetra iany kô. Satia mendri-piderana zany ra misy miaritra fanaintaignana rafa mijaly amin'ny tsy rariny nony fanatenany an'Andriamanitra. Fa ôtrinina ny vola raha manota enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao avy akeo? Fa raha nagnano ny tsara enao ary miaritra mandritry ny fagnasazena an'nao, de mendri-pederana amin'Andriamanitra zany. \ No newline at end of file