diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt index 7d148d2..6ac734d 100644 --- a/04/17.txt +++ b/04/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 19 Fa fotôna zao hanombona ny fitsarana miaraka amin'ny ankohonan'Andriamanitra. Raha manomboka amintsika zany, ino no ho vokatra ho an'reo ze tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra? \v 18 Ary raha 'ny ôlo-marina aza ila tsy ho vôvonjy, amin'ny fomba ahôgna no hisehoan'ny ôla tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota? No zany aoka reo ze mijaly nony sitrapon'Andriamanitra hanankina ny fagnan'jareo amin'ny Mpamorona matoky amin'ny fagnanôvan-tsoa. \ No newline at end of file +\v 17 Fa fotôna zao hanombona ny fitsarana miaraka amin'ny ankohonan'Andriamanitra. Raha manomboka amintsika zany, ino no ho vokatra ho an'reo ze tsy mankàto ny filazantsaran'Andriamanitra? \v 18 Ary raha 'ny ôlo-marina aza ila tsy ho vôvonjy, amin'ny fomba ahôgna no hisehoan'ny ôla tsy an'Andriamanitra sy ny mpanota? \v 19 No zany aoka reo ze mijaly nony sitrapon'Andriamanitra hanankina ny fagnan'jareo amin'ny Mpamorona matoky amin'ny fagnanôvan-tsoa. \ No newline at end of file diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt index fb3ac7f..1204bfb 100644 --- a/05/01.txt +++ b/05/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Magnanatra reo loholona aminareo za, za ze loholona namana. Za ihany kô de vavolombelon'reo fijalen'i Kristy, ary kô mpikambana akao amin'ny voninahitra ze efa haseho. No zany, magnanatra an'nareo za, ry loholona, ambeso ny ondrin'Andriamanitra ze akeo aminareo. Arao maso izy regny, tsy amin'ny faneriteterena, fa amin'ny sitraponareo, araka ny sitrapon'Andriamanitra. Arao maso izy regny, tsy amin'ny vola maloto, fa an-tsitrapo. Aza manjakazaka amin'ny ôla ze ambesanareo. Fa kosany, ôka ho fitaratra ho an'ny ondry. Ary rafa miseho le Lohan'ny mpiandry ondry, de ahazo satro-boninahitra tsy mety simba nareo. \ No newline at end of file +\v 1 Magnanatra reo loholona aminareo za, za ze loholona namana. Za ihany kô de vavolombelon'reo fijalen'i Kristy, ary kô mpikambana akao amin'ny voninahitra ze efa haseho. \v 2 No zany, magnanatra an'nareo za, ry loholona, ambeso ny ondrin'Andriamanitra ze akeo aminareo. Arao maso izy regny, tsy amin'ny faneriteterena, fa amin'ny sitraponareo, araka ny sitrapon'Andriamanitra. Arao maso izy regny, tsy amin'ny vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Aza manjakazaka amin'ny ôla ze ambesanareo. Fa kosany, ôka ho fitaratra ho an'ny ondry. \v 4 Ary rafa miseho le Lohan'ny mpiandry ondry, de ahazo satro-boninahitra tsy mety simba nareo. \ No newline at end of file diff --git a/05/05.txt b/05/05.txt index 144c55f..66a31a4 100644 --- a/05/05.txt +++ b/05/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Salan'zany kô; nareo tanora fagna, magneke ny ôlo geda. Nareo daôly, tafio fagnetren-tegna ny tegnanareo ary mifanompo. Fa Andriamanitra manoitra ny mpirehareha, fa magnome fasoavana ny mpagnetry tegna. No zany magnetre tegna akeo ambanin'ny tagna-maherin'Andriamanitra mba hanandratany an'nareo am'zany fotôna zany. Apetrao akeo aminy ny fagnanareo daôly, satria Izy no miahy an'nareo. \ No newline at end of file +\v 5 Salan'zany kô; nareo tanora fagna, magneke ny ôlo geda. Nareo daôly, tafio fagnetren-tegna ny tegnanareo ary mifanompo. Fa Andriamanitra manoitra ny mpirehareha, fa magnome fasoavana ny mpagnetry tegna. \v 6 No zany magnetre tegna akeo ambanin'ny tagna-maherin'Andriamanitra mba hanandratany an'nareo am'zany fotôna zany. \v 7 Apetrao akeo aminy ny fagnanareo daôly, satria Izy no miahy an'nareo. \ No newline at end of file diff --git a/05/08.txt b/05/08.txt index 2ead34f..c04d404 100644 --- a/05/08.txt +++ b/05/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Mahonona tegna, membena. Ny favalonareo, de ny devoly, mignodidigna ôtran'ny liona mitrerogna, mitady ze ôla ho arapagny. Manoera an'azy. Miorena amin'ny finônareo. Fantatrareo fa zany fahorena zany de manjo ny firaisan'reo mpino magnerana an'zao tontolo zo ihany kô. \ No newline at end of file +\v 8 Mahonona tegna, membena. Ny favalonareo, de ny devoly, mignodidigna ôtran'ny liona mitrerogna, mitady ze ôla ho arapagny. \v 9 Manoera an'azy. Miorena amin'ny finônareo. Fantatrareo fa zany fahorena zany de manjo ny firaisan'reo mpino magnerana an'zao tontolo zo ihany kô. \ No newline at end of file diff --git a/05/10.txt b/05/10.txt index d5f3fd0..ee36a12 100644 --- a/05/10.txt +++ b/05/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Rafa avy nijaly nandritra ny fotôna foika nareo, ny Andriamanitra ny fasoavana daôly, ze nagnantso an'nareo ho amin'ny voninahiny mandrakizay akao amin'i Kristy, de hatanteraka an'nareo, hanangana an'nareo, ary hampahery an'nareo. Ho an'Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file +\v 10 Rafa avy nijaly nandritra ny fotôna foika nareo, ny Andriamanitra ny fasoavana daôly, ze nagnantso an'nareo ho amin'ny voninahiny mandrakizay akao amin'i Kristy, de hatanteraka an'nareo, hanangana an'nareo, ary hampahery an'nareo. \v 11 Ho an'Azy anie ny fanjakana mandrakizay mandrakizay. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/05/12.txt b/05/12.txt index d149162..51d683d 100644 --- a/05/12.txt +++ b/05/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Raisiko ôtran'ny rahalà matoky i Silasy, ary nanoratra teny foika ho an'nareo tamin'ny alalany za. Magnanatra an'nareo za ary magnambara an'nareo fa ze nosoratako de fasoavana marin'Andriamanitra. Mijoro am'zany. Ny vevavy ze aigny Babylona, ze vôfidy niaraka taminareo, magnano veloma an'nareo. Ary kô i Marka, zanako là, magnano veloma an'nareo. Mifagnanôva veloma amin'ny fagnorom-pitiavana. Ho aminareo daôly anie ny fiadanana ze akao amin'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 12 Raisiko ôtran'ny rahalà matoky i Silasy, ary nanoratra teny foika ho an'nareo tamin'ny alalany za. Magnanatra an'nareo za ary magnambara an'nareo fa ze nosoratako de fasoavana marin'Andriamanitra. Mijoro am'zany. \v 13 Ny vevavy ze aigny Babylona, ze vôfidy niaraka taminareo, magnano veloma an'nareo. Ary kô i Marka, zanako là, magnano veloma an'nareo. \v 14 Mifagnanôva veloma amin'ny fagnorom-pitiavana. Ho aminareo daôly anie ny fiadanana ze akao amin'i Kristy. \ No newline at end of file