auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 17:10:10 +08:00 committed by root
parent 23435e1662
commit 198765d9df
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Fa salan'le raika ze nagnantso an'nareo hoe masina, nareo, ka ôka ho masina amin'ny fitondran-tegnanareo manontolo. Fa vôsoratra hoe: "Aoka ho masina satria Masina Za." Ka raha magnantso le raika ze mitsara tsisy fanavakavana araka ny asan'ôla tsiraikaraika avy hoe: "Ray" nareo de handany ny fotôn'andronareo amin'ny fagnehôna fagnajana.
\v 15 Fa salan'le raika ze nagnantso an'nareo hoe masina, nareo, ka ôka ho masina amin'ny fitondran-tegnanareo manontolo. \v 16 Fa vôsoratra hoe: "Aoka ho masina satria Masina Za." \v 17 Ka raha magnantso le raika ze mitsara tsisy fanavakavana araka ny asan'ôla tsiraikaraika avy hoe: "Ray" nareo de handany ny fotôn'andronareo amin'ny fagnehôna fagnajana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Fantatrareo fa tsy avy tamin'ny volafotsy na volamena mety levona no nagnavotana an'nareo tamin'ny fotondran-tegna adala ze negnaranareo tam'reo razagnareo. Fa kosany, navotana tamin'ny rà sarobidin'i Kristy anareo, ze salan'ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny.
\v 18 Fantatrareo fa tsy avy tamin'ny volafotsy na volamena mety levona no nagnavotana an'nareo tamin'ny fotondran-tegna adala ze negnaranareo tam'reo razagnareo. \v 19 Fa kosany, navotana tamin'ny rà sarobidin'i Kristy anareo, ze salan'ny zanak'ondry tsy misy kilema na tsiny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Vôfidy talôn'ny nagnanganana an'zao totolo zao Kristy, fa am'zao de tam'reo fotôna farany no nagnambaràna an'Azy taminareo. Amin'ny alalany no hinonareo an'Andriamanitra, ze nagnangana an'azy tamin'ny maty sy tam'reo nameny voninaitra mba ho akao amin'Andriamanitra ny finôna sy fatokianareo.
\v 20 Vôfidy talôn'ny nagnanganana an'zao totolo zao Kristy, fa am'zao de tam'reo fotôna farany no nagnambaràna an'Azy taminareo. \v 21 Amin'ny alalany no hinonareo an'Andriamanitra, ze nagnangana an'azy tamin'ny maty sy tam'reo nameny voninaitra mba ho akao amin'Andriamanitra ny finôna sy fatokianareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana an'nareo. Zany de ho an'ny fitiavana ara-pirahalahiana madio; no zany mifankatiava fatratra amin'ny fo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky hoe: "Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana tamin'ny alalan'ny Fagna nareo") Nateraka ndraika nareo, tsy avy amin'ny vô mety maty, fa avy amin'ny vô tsy mety maty, amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra velona sy mitôtra.
\v 22 Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana an'nareo. Zany de ho an'ny fitiavana ara-pirahalahiana madio; no zany mifankatiava fatratra amin'ny fo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky hoe: "Nagnadio ny fagnanareo tamin'ny fankatoavana ny fahamarinana tamin'ny alalan'ny Fagna nareo") \v 23 Nateraka ndraika nareo, tsy avy amin'ny vô mety maty, fa avy amin'ny vô tsy mety maty, amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra velona sy mitôtra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 Fa ny nofo daôly de salan'ny ahitra, ary ny voninahiny daôly de salan'ny vonikazon'ny ahitra. Maina ny ahitra, ary malazo ny voninkazo, fa ny tenin'ny Tompo de mitôtra mandrakizay. Zany ny vaovao mafaly ze nambara taminareo.
\v 24 Fa ny nofo daôly de salan'ny ahitra, ary ny voninahiny daôly de salan'ny vonikazon'ny ahitra. Maina ny ahitra, ary malazo ny voninkazo, \v 25 fa ny tenin'ny Tompo de mitôtra mandrakizay. Zany ny vaovao mafaly ze nambara taminareo.

View File

@ -1 +1 @@
No zany areo daôly ny ratsy daôly, ny fadisoam-panantenana daôly, ny fitsaram-belatsy, ny fagniriana, ary ny fagnendrikendrena daôly. Salan'ny zaza vô teraka, magniry ronono ara-pagna madio, mba hafanareo mitombo akao amin'ny famonjena amin'ny alalan'zany, raha natsapa nareo fa tsara fagna ny Tompo.
\v 1 No zany areo daôly ny ratsy daôly, ny fadisoam-panantenana daôly, ny fitsaram-belatsy, ny fagniriana, ary ny fagnendrikendrena daôly. \v 2 Salan'ny zaza vô teraka, magniry ronono ara-pagna madio, mba hafanareo mitombo akao amin'ny famonjena amin'ny alalan'zany, \v 3 raha natsapa nareo fa tsara fagna ny Tompo.