auto save
This commit is contained in:
parent
1f02163825
commit
02628ded11
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Magnanatra reo loholona aminareo za, za ze loholona namana. Za ihany kô de vavolombelon'reo fijalen'i Kristy, ary kô mpikambana akao amin'ny voninahitra ze efa haseho. No zany, magnanatra an'nareo za, ry loholona, ambeso ny ondrin'Andriamanitra ze akeo aminareo. Arao maso izy regny, tsy amin'ny faneriteterena, fa amin'ny sitraponareo, araka ny sitrapon'Andriamanitra. Arao maso izy regny, tsy amin'ny vola maloto, fa an-tsitra
|
Magnanatra reo loholona aminareo za, za ze loholona namana. Za ihany kô de vavolombelon'reo fijalen'i Kristy, ary kô mpikambana akao amin'ny voninahitra ze efa haseho. No zany, magnanatra an'nareo za, ry loholona, ambeso ny ondrin'Andriamanitra ze akeo aminareo. Arao maso izy regny, tsy amin'ny faneriteterena, fa amin'ny sitraponareo, araka ny sitrapon'Andriamanitra. Arao maso izy regny, tsy amin'ny vola maloto, fa an-tsitrapo. Aza manjakazaka amin'ny ôla ze tandre
|
Loading…
Reference in New Issue